Ghana: Fikarakarana Ara-pitsaboana

(Marihina fa tamin'ny volana May 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Niady hevitra momba ny fikarakarana ny fahasalamam-bahoaka avy amin'ny fanjakana sy ny fitsaboana any amin'ny tsy miankina any Ghana ny Trials and Tribulations of a Freshyly Arrrive Denizen . .. Olona maro, anisan'izany ny tenako no nankasitraka ny ezaka atao amin'ny fikarakarana ny fahasalamam-bahoaka, saingy mahita fa mbola tsy ampy izany. Nieritreritra aho fa tsara kokoa ny tsy miankina, noho ny haben'ny fotoana laniny  aminao, sy ny fikarakarana omeny. Nanaitra tokoa ny trangan'i Nana Amma izay naneho fa tsy toy izany foana no mitranga. “

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.