- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Elefanta mialokaloka

Sokajy: Afrika Mainty, Kenyà, Mediam-bahoaka, Saripika

(Marihina fa tamin'ny volana May 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Elefanta Nasalot, any avaratra andrefan'i Kenya

In the maps Nasalot seems inconsequential, a mere footnote…..Nasalot is a big empty question mark of scrub, howling dust devils and towering termite mounds, which marks the borders of South Turkana with West Pokot and Uganda . Nobody ever comes here.

Ao amin'ny sarintany, toa tsy misy miraharaha i Nasalot, tsy dia misy dikany loatra … ..Nasalot dia baraingo lehibe banga nokosehina, ahitana vovoka mitora-jofo sy tranom-bitsika amin'ny havoana matevina, izay manamarika ny sisintanin'i Turkana Atsimo amin'i Pokot Andrefana sy Oganda. Tsy misy olona manketo.

Sary avy amin'i Ashok of unganisha.org [1]

Summer