- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Somaliland: Mahaleotena

Sokajy: Afrika Mainty, Somaliland, Fitantanam-pitondrana, Mediam-bahoaka

(Marihina fa tamin'ny volana Febroary 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Nanamarika ny lahatsoratra iray momba ny “Fizakantena sy ny raharaha tany Somaliland [1] ny The Voice of Somaliland Diaspora-Ottawa.