- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Fandrahonana ny bilaogera Afghana

Sokajy: Afganistana, Mediam-bahoaka, Vaovao Mafana

(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Ity lahatsoratra ity dia nesorina noho ny fangatahan'ilay bilaogera Afghana voakasik'izany, satria nisy ny vaovao nanova tanteraka ny tantara . Toy izao manaraka izao ny votoatin'ny lahatsoratra:

Nahazo fandrahonana ho faty i “Sohrab Kabuli [1]“, bilaogera Afghana sady mpandresy tamin'ny Loka Bilaogin'ny Fahafahana amin'ny bilaogy miteny Farsi, Shared Pains [2] . (Azonao vakiana eto [1] ny antsafa niarahana taminy momba ny bilaoginy sy ny fiantraikan'izany .)

Nanamarika ny loharanom-baovaon'ny fandrahonana tsy araka ny tokony ho izy ny fampahalalam-baovao tany am-boalohany .