Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Noafahana ilay bilaogera Irakiana Khalid Jarrar

(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Ilay bilaogera Irakiana, Khalid Jarrar , izay nosamborin'ny polisy mpitsikilo Irakiana araka ny notaterinay dia navotsotra araka ny filazan'ny rahalahiny Raed sy ny reniny Faiza .

Tsy mpankafy velively ny fisian'ny Amerikana any Iràka ny fianakaviana Jarrar. Ity zavatra niainan'izy ireo ity dia vao mainka nahatonga azy ireo tsy nankasitraka izany.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.