- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sary avy ao Bangladesh: Dobo Akaikin'ny Tanàna

Sokajy: Azia Atsimo, Bangladesh, Mediam-bahoaka

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Oktobra 2005)

[1]

‘Ny Dobo ao amin'ny Tanàna Misy Ahy’ nalain'i Rifat [2]

Dobo fahita any amin'ny faritra ambanivohitr'i Bangladesh, voahodidina zavamaitso mavana. Asehon'ireo ahidrano mitsingevana eo amboniny fa tsy dia be mpampiasa io dobo io.