- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sary avy ao Myanmar (Burma): Fifantohana?

Sokajy: Azia Atsinanana, Myanmar (Birmania), Mediam-bahoaka
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Oktobra 2005)
[1]

‘Fifantohana’ nalain'i awfulsara [2]

“Moanina kely iray tarafin'ny hazavan'ny labozia, mikentrona anatinà fandinihana tsy dia milamina.”