- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sary avy any Indonezia: Manahoana, tsy miasa intsony ilay izy!

Sokajy: Azia Atsinanana, Indonezia, Mediam-bahoaka
(Marihina fa tamin'ny volana Novambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)
[1]

“Manahoana, tsy miasa intsony ilay izy” avy amin'i¬†Budi Sukmana [2]

Mpitondra tuk-tuk any Bandung, Java Andrefana, Indonezia, manosika ny fiarany sy ny mpandehany mba tsy ho lena mandritra ny oram-be tampoka.

Fanamarihana: Hitanay ity sary ity satria¬†nanamarika izany niaraka tamin'ny marika “globalvoices” tao amin'ny Flickr ilay mpaka sary, ka nahatonga azy ho mora hitanay . Raha tianao ho hitan'ny toniandahatsoratra ato aminay ny sarinao, dia mariho “globalvoices” ihany koa ireo sarinao!