- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sary avy any Japana: Oko

Sokajy: Azia Atsinanana, Japana, Mediam-bahoaka
(Marihina fa tamin'ny volana Oktobra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)
[1]

“Oko” avy amin'i MC MasterChef [2]

Fivarotan-tsakafo kely/mivarotra paty any Oko, tanàna kely akaikin'i Hiroshima. Tsara ny manamarika fa natao handrahoan-tsakafo ny ankamaroan'ny latabatra malalaka eo anoloana.