- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sary avy any Afghanistana: Ny araben'ny ririnina ao Kabul

Sokajy: Eoropa Afovoany & Atsinanana, Afganistana, Mediam-bahoaka
(Marihina fa tamin'ny volana Oktobra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)
[1]

“Ny Araben'ny Ririnina ao Kabul” avy amin'i TKnoxB [2]

Mizara ny arabe rakotra orampanala miaraka amin'ny lehilahy mitaingina bisikileta ny taksy ao Kabul tamin'ny ririnina farany.