- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sary avy any Maraoka : Lakana Fanjonona

Sokajy: Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana, Maraoka, Mediam-bahoaka
(Marihina fa tamin'ny volana Novambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)
[1]

“Lakana Fanjonoana” avy amin'i Andrew Wales [2]

Ny seranan'ny mpanjono any Essaouira, Maraoka.