- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sary avy any Thailandy: Ny dihy tigra

Sokajy: Azia Atsinanana, Thailandy, Mediam-bahoaka
(Marihina fa tamin'ny volana Novambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)
[1]

“Dihy Tigra” avy amin'i Scruffy Dan [2]

Mpandihy iray miaraka amin'ny saron-tava tigra mivezivezy manerana ny parady tao Bangkok.