- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Nitsidika ny Kuala Lumpur i Joi

Sokajy: Azia Atsinanana, Malezia, Mediam-bahoaka

(Marihina fa tamin'ny volana Aprily 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Hijanona ao Kuala Lumpur ho any Eoropa i Joi Ito [1] .

Nikasa ny hikarakara ny Fihaonan'ny Bilaogera KL [2] tamin'ny andro nahatongavany, 18 avrily, ny bilaogera Alex Lam [3].