Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Nitsidika ny Kuala Lumpur i Joi

(Marihina fa tamin'ny volana Aprily 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Hijanona ao Kuala Lumpur ho any Eoropa i Joi Ito .

Nikasa ny hikarakara ny Fihaonan'ny Bilaogera KL tamin'ny andro nahatongavany, 18 avrily, ny bilaogera Alex Lam.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.