- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Lahatsary: ​​Sary tao amin'ireo foibe misy aterineto ho an'ny daholobe tao Bangladesh

Sokajy: Azia Atsimo, Bangladesh, Mediam-bahoaka

(Marihina fa tamin'ny volana Oktobra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)
girls using computers [1]

Video montage [1] of a telecentre based at a girls school in Comilla, Bangladesh. The telecentre is run by Relief International's [2] Schools Online [3] program, which coordinates 20 telecentres across the country.

Horonantsary [1] nalaina tao amin'ny telecentre (foibe misy aterineto ho an'ny daholobe) ao amin'ny sekolin'ny zazavavy any Comilla, Bangladesh. Ny fandaharanasan'ny Sekoly An-tserasera ao amin'ny Fanampiana Iraisam-pirenena [2] no mitantana ity foibe ity , izay mandrindra ny telecentre miisa 20 manerana ny firenena.
:

PlayPlay [1]