Lahatsary: ​​Sary tao amin'ireo foibe misy aterineto ho an'ny daholobe tao Bangladesh

(Marihina fa tamin'ny volana Oktobra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)
girls using computers

Video montage of a telecentre based at a girls school in Comilla, Bangladesh. The telecentre is run by Relief International's Schools Online program, which coordinates 20 telecentres across the country.

Horonantsary nalaina tao amin'ny telecentre (foibe misy aterineto ho an'ny daholobe) ao amin'ny sekolin'ny zazavavy any Comilla, Bangladesh. Ny fandaharanasan'ny Sekoly An-tserasera ao amin'ny Fanampiana Iraisam-pirenena no mitantana ity foibe ity , izay mandrindra ny telecentre miisa 20 manerana ny firenena.
:

PlayPlay

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.