Sary avy ao Arzantina: Ny Tango Callejero

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Septambra 2005)

Tango Callejero

“Tango Callejero” nalain'i Osvaldo Ponton

Midika hoe “Tango an-dàlambe” ny “Tango Callejero”. Nalaina tao Buenos Aires, Arzantina io sary io.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.