- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sary avy ao Indonezia: Mitady ny Trondro

Sokajy: Azia Atsinanana, Indonezia, Mediam-bahoaka
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Septambra 2005)
[1]

“Mitady ny Trondro” nalain'i Budi Sukmana [2]

Mifantina izay azo ao amin'ny morontsirak'i Java andrefana ireo mpanjono (na lahy na vavy).