- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sary avy ao Indonezia: Mpivarotra Sainampirenena

Sokajy: Azia Atsinanana, Indonezia, Mediam-bahoaka
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Aogositra 2005)
[1]

“Mpivarotra anatinà Tsena izay Tokony Ho Kely Lavitra Ankehitriny” nalain'i Shreyans [2]

Mivarotra sainampirenena Indoneziana ny mpivarotra an-dàlambe iray ao Jakartà ho fanomanana ny Fetim-pirenen'i Indonezia ny 17 Aogositra 2005.