- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sary avy ao Nepal: Dokambarotra ho anà Vovon-tsavony

Sokajy: Azia Atsimo, Nepal, Mediam-bahoaka
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Aogositra 2005)
[1]

Sary nalain'i Indrani Soemardjan [2]

Ankizilahy kely iray mipetraka akaikinà rindrina voaravaka dokambarotra ho anà vovon-tsavony.