- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sary avy ao amin'ny Repoblika Dôminikana Notsongaina tao amin'ny Flickr – Tapany Faharoa

Sokajy: Amerika Latina, Repoblika Dominikana, Mediam-bahoaka

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Jolay 2005)

dominican republic beach [1]

I Roberto Muñoz [2] avy ao Santo Domingo, Repoblika Dôminikana no naka ity sary ity, “Onja [1]” ora iray miala amin'ny toeram-ponenany.