- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Miresaka momba ny Famoretan'i Shina ny Bilaogy i Isaac Mao

Sokajy: Azia Atsinanana, Shina, Mediam-bahoaka

(Fanamarihana: Lahatsoratra nivoaka tamin'ny Jona 2005)

Noho ireo olana teo amin'ny fomba nikirakiràna ity lahatsoratra ity tany am-boalohany izay tsy ahafahan'ireo toerana fametahana ny podcast mandeha araka ny tokony ho izy, dia nafindra ilay votoaty. Tsindrio eto raha hijery ny toerana vaovao misy ilay rohy tsy miova [1].