Kenya: Fitsapankevibahoaka

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Novambra 2005)

Manampy ny eritreriny anatin'ny adihevitra momba ny fitsapankevibahoaka hifidianana Lalàmpanorenana miseho ao amin'ny Tontolon'ny Bilaogy Keniana i Diary of a Mad Kenyan Woman.….”Ary azon'ireo Oranges izany!! Ho anareo rehetra adalan'ny tantara Anglisy ireo, azonareo atao ny manao fampitahàna ara-tantara amin'ny manaraka…(na dia, raha iresaka zavatra hafa mihitsy, nanontany tena foana aho hatramin'izay rehefa nirenireny tany Afrika Atsimo raha nidika ho tsy fahazoan'ny voasary miditra ny sisintany ny “Orange Free State” (Fanjakana Mahaleotena ao Orange)…?)”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.