Ny Tohin'ny Dia tany Accra #2

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Jolay 2005)

Ny podcast-ko farany avy ao Ghanà manazava ny antony tsy nahitàna ahy tanatin'ny aterineto nanomboka ny tolakandron'ny Zoma lasa teo. Feonkiran'i Obo Addy (Ghaneana mpively amponga), avy ao amin'ny rakikirany Afieye Okropong, nampiasaina teo ambany famelan'ny Alula Records (rohy maty). -andy

PlayPlay

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.