- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Bangladesh: Ireo mpampihorohoro sy ireo Mpiray Tsikombakomba Hafa

Sokajy: Azia Atsimo, Bangladesh, Mediam-bahoaka

Manome ny fomba fijeriny ireo fiaraha-miasa ara-pôlitika ao Bangladesh [1] i Adda, ary mba hanipihany ny fitovian'ny zavamisy, manontany izy raha mety hanaiky hiara-hiasa amin'ireo mpampihorohoro nanafika azy i Etazonia.