Manome ny fomba fijeriny ireo fiaraha-miasa ara-pôlitika ao Bangladesh i Adda, ary mba hanipihany ny fitovian'ny zavamisy, manontany izy raha mety hanaiky hiara-hiasa amin'ireo mpampihorohoro nanafika azy i Etazonia.
Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.