- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Lahatsoratry ny OJR momba ny bilaogy Bahrainita

Sokajy: Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana, Bahrain, Mediam-bahoaka

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Mey 2005)

Manampy amin'ny fisarihana ny fampahalalam-baovao iraisam-pirenena ao amin'ny fireneny ireo bilaogera ao Barhain. Ny herinandro lasa teo dia nisy lahatsoratra iray tao amin'ny Wall Street Journal [1]. Manana lahatsoratra lavalava momba ny tontolon'ny bilaogy Bahrainita i Mark Glaser [2] ao amin'ny Online Journalism Review amin'izao fotoana izao:

Online forums, bloggers become vital media outlets in Bahrain

The small Persian Gulf nation has been moving toward democratic reform, but a registration drive for Web sites and the arrest of a popular online forum owner have sparked outrage in Bahrain's nascent blogosphere.

By Mark Glaser
Posted: 2005-05-17

It doesn't take much to get Mahmood Al-Yousif's juices flowing, to get him steamed at the latest moves by the Ministry of Information (MoI) in Bahrain. Al-Yousif, 43, is the first prominent blogger in the tiny archipelago in the Persian Gulf and runs a technology company there called Computer Point. After the MoI announced it wanted all Web sites and blogs to register with the government, Al-Yousif didn't hold back.

Lasa fampahalalam-baovao mahomby ao Bahrain ny sehatra fifanakalozan-dresaka an-tserasera, sy ny bilaogera 

Nitodika tany amin'ny fanavaozana demaokratika ny firenena kelin'i Helodrano Persiana, saingy niteraka fahatezerana teo amin'ny tontolon'ny bilaogy vao misandratra ao Bahrain ny hetsika fisoratana anarana ho an'ireo tranonkala sy ny fisamborana tompona forum antserasera malaza.

Nosoratan'i Mark Glaser
Nalefa ny: 17/05/2005

Tsy mila zavatra be vao mahazo ny ranom-boankazon'i Mahmood Al-Yousif, sy hahalalana ny fihetsika farany avy amin'ny Minisiteran'ny Fampahalalam-baovao (MoI) any Bahrain. Al-Yousif, 43 taona, no bilaogera malaza voalohany ao amin'ny vondronosy bitika ao amin'ny Oala Golfa Persiana ary mitantana orinasan- teknolojia antsoina hoe Computer Point. Taorian'ny nanambaràn'i MoI fa tiany hisoratra anarana amin'ny governemanta ny tranonkala sy bilaogy rehetra, tsy nitazam-potsiny i Al-Yousif.

Tsindrio eto raha hamaky ny ambiny.. [3]