- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ny Sangin'i Isaac Mao Tamin'ny Fetin'ny Lainga

Sokajy: Azia Atsinanana, Shina, Mediam-bahoaka

Milazalaza ny momba ilay sangy [1] nataony tamin'ny mpitandro ny filaminana anaty aterineto nandritra ny Fetin'ny Lainga i Isaac Mao.