(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Marsa 2005)
Hoy i Hossein Derakhshan (Hoder) “Nanoratra ny lahatsorany faharoa tao amin'ny bilaoginy i Mostafa Moeen, kandidà reformista mirotsaka hofidiana filoham-pirenena, izay midika fa tena zava-dehibe aminy izany.”
Indrisy anefa fa raha nanindry izany aho mba hamaky izany, dia nisy hafatra fahadisoana mampiseho fa nihoatra ny “bande passante (hafainganam-pandeha” ho an'i Moeen. Ny herin'i Hoder!!
(Sary nalaina tamin'ny fahavaratra lasa tao Toronto.)