- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Navoaka ireo Rakipeo Tsy Nasiam-panovàna

Sokajy: Mediam-bahoaka

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Desambra 2004)

Ireto ambany ireto ny rakipeo tsy nasiam-panovàna tanatin'ireo fivorian'ny Global Voices rehetra. Marihina fa tsy ny rehetra no niteny tsara tao amin'ny famoahampeo, noho izany dia hisy ireo olona heno kokoa nóho ny hafa. Mba hahafeno ny fanakaranao dia ampanarao aminy ny dikasoratr'i SJ [1] (fizaràna faharoa no miakatra).

Mbola mamerina ny fisaorana an'i Benjamen Walker [2] tamin'ny fanampiany.

1. Fanoratana Bilaogy Mampifandray: ilay Adihevitra Maneran-tany [3]

2. Ahoana ny Fanamboarana Tontolom-bilaogy [4]

3. Fitaovana: inona no ilaina sy tiana [5]

4. Teny Ierana ho anà Adihevitra Maneran-tany Tsara Kokoa [6]