Navoaka ireo Rakipeo Tsy Nasiam-panovàna

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Desambra 2004)

Ireto ambany ireto ny rakipeo tsy nasiam-panovàna tanatin'ireo fivorian'ny Global Voices rehetra. Marihina fa tsy ny rehetra no niteny tsara tao amin'ny famoahampeo, noho izany dia hisy ireo olona heno kokoa nóho ny hafa. Mba hahafeno ny fanakaranao dia ampanarao aminy ny dikasoratr'i SJ (fizaràna faharoa no miakatra).

Mbola mamerina ny fisaorana an'i Benjamen Walker tamin'ny fanampiany.

1. Fanoratana Bilaogy Mampifandray: ilay Adihevitra Maneran-tany

2. Ahoana ny Fanamboarana Tontolom-bilaogy

3. Fitaovana: inona no ilaina sy tiana

4. Teny Ierana ho anà Adihevitra Maneran-tany Tsara Kokoa

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.