- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sary avy ao Ile-Ife, Nizeria – Olon'ny Fanahy!

Sokajy: Afrika Mainty, Nizeria, Mediam-bahoaka

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Oktobra 2005)

A spiritual People

Olon'ny Fanahy nalain'i Jangbalajugbu-Homeland Stories [1]
Fotoana vitsy lasa izay, voatendry ho olona sambatra indrindra eran-tany ireo Nizeriana – tsotra ny antony. Olon'ny fanahy ry zareo!