Sary Avy ao Japana Notsongaina tao amin'ny Flickr – Tapany Faharoa

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Jolay 2005)

Sary an'i Mike Connolly

Ry mpakasary! Manara-maso fahana Flickr marobe izahay isanandro, mitady mpakasary Hasongadina avy ao amin'ny Flickr ho an'ny Global Voices. Raha manana sary heverinao fa ho Fantina tsara ho anay ianao ka tianao ho hitanay izany, asio tenifototra “globalvoices” ilay izy ary omeo ny fahazoandàlana Creative Commons. Misaotra anao!

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.