- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sary Avy ao Japana Notsongaina tao amin'ny Flickr – Tapany fahatelo

Sokajy: Azia Atsinanana, Japana, Mediam-bahoaka
(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Jolay 2005)
[1]

“Kimono”, sary nalain'i Scott Parish [2]

Ry mpakasary! Manara-maso fahana Flickr marobe izahay isanandro, mitady mpakasary Hasongadina avy ao amin'ny Flickr ho an'ny Global Voices. Raha manana sary heverinao fa ho Fantina tsara ho anay ianao ka tianao ho hitanay izany, asio tenifototra “globalvoices” ilay izy ary omeo ny fahazoandàlana Creative Commons. Misaotra anao!