- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Resaka Malaza

Sokajy: Mediam-bahoaka

(Fanamarihana : lahatsoratra nivoaka tamin'ny Desambra 2004)

Maro tamin'ireo resaka malaza noresahiko omaly no avy amin'ireo tafatafa niarahana tamin'i Jonah Peretti [1] izay nanao ForwardTrack [2] (rohy maty) sy i Reid Hoffman, filoha lefitra teo aloha ao amin'ny PayPal, i Francesco Cara [3] ary i Marko Ahtisaari. Raha misy olona liana hanaraka lalina kokoa, hiezaka hanisy pejy wiki miaraka aminà rohy maro kokoa aho vantany vao manana toerana maharitra ho an'izany isika.