02 Novambra 2018

Tantara tamin'ny 02 Novambra 2018

Resaka Malaza

  02 Novambra 2018

Maro tamin'ireo resaka malaza noresahiko omaly no avy amin'ireo tafatafa niarahana tamin'i Jonah Peretti izay nanao ForwardTrack, sy i Reid Hoffman, filoha lefitra teo aloha ao amin'ny PayPal, i Francesco Cara ary i Marko Ahtisaari.

Teny Ierana

  02 Novambra 2018

Mino ny fahalalahana miteny izahay, na ny fiarovana ny zo hiteny na ny fanitarana ireo fahazoana fitaovam-pitenenana. Raisinay amin'ny heviny mivalapatra ny fitenenana mba hampidirana media maro izay manamora ny fanehoankevitra.