Shina: Voakiana noho ny tsy fahamarinan'ny fitahirizana sary ny BBC

Global Voices Olympics(Fanamarihana: lahatsoratra Anglisy nivoaka tamin'ny 2008)

Araka ny fampielezan-tahotra nampaharetan'ny senatera Amerikana Sam Brownback (tena mpanara-maso) tamin'ity herinandro ity fa hanara-maso ireo mpandray anjara amin'ny Olaimpika any amin'ny efitranon'ny hotelin'ireto farany i Shina, namaritra izany tantara izany ny anti-CNN.com tamin'ny fijerena ny fomba nandrakofan'ny BBC izany tao amin'ilay lahatsoratry ny anti-CNN ao amin'ny pejy voalohany, Mandainga indray ny British Brain-washing Channel (Fantsona Britanika Fanadalana Saim-bahoaka) [sic] !’

通过搜索,我们发现这张图片至少6次被BBC作为”当前“新闻配图引用过,而相关新闻的时间跨度长达8年!

Araka ny fikarohana izay natao, nahita izahay fa nampiasana ho toy ny ”amin'izao fotoana izao” ity sary ity mba hanaraka, farafahakeliny, in-enina ireo vaovao tao anatin'ny valo taona!

Ka, noho ny teo ambony, vitan'ny vondrompiarahamonina anti-CNN.com ny namoha ny fota-mandry :

★★故事二★★
发生时间:2006年10月25日

【06.10.25 BBC】异议人士李建平网上撰文被判监禁
【链接】http://news.bbc.co.uk/chinese/simp/hi/newsid_6080000/newsid_6084400/6084460.stm

25 Okt 2006
Nogadraina noho ny asa soratra tamin'ny aterineto ilay mpanohitra Li Jianping
link / rohy

★★故事三★★
发生时间:2006年7月23日

【06.7.23 BBC】中国建立“互联网黑名单”
【链接】http://news.bbc.co.uk/chinese/simp/hi/newsid_5200000/newsid_5207600/5207640.stm

3 Jolay 2006
Manangana ”lisitra maintin'ny aterineto” i Shina
link / rohy

★★故事四★★
发生时间:2002年09月23日
【02.09.23 BBC】The cost of China's web censors 中国网络检查的成本
【英文链接】http://news.bbc.co.uk/2/hi/business/2264508.stm

23 Sept 2002
Ny vidin'ny sivana aterineton'i Shina
rohy

★★故事五★★
发生时间:2001年07月20日
【01.7.20 BBC】China acts on net ‘addicts’ 中国对网络'痴迷者'展开行动
【链接】http://news.bbc.co.uk/2/low/asia-pacific/1448423.stm

20 Jolay 2001
Manao hetsika manoloana ireo ‘adalan”ny aterineto i Shina
rohy

★★故事六★★
发生时间:2000年08月26日
【00.08.26 BBC】China tackles cyber squatters 中国打击“域名抢注”行为
【英文链接】http://news.bbc.co.uk/1/hi/world/asia-pacific/897413.stm

26 Aogositra 2000
Manafika ireo mpangalatra amin'ny aterineto i Shina
rohy

Ary nahita tranga iray hafa koa aza ny mpampiasa aterineto iray hafa, mbola tamin'ny 2000 koa :

是故事的终结篇吗?也许不是
故事七
发生时间:2000年8月21日
【00.8.21 BBC】Jiang backs China's net growth 江泽民支持中国网络发展

Famintinana fotsiny ve ity tantara ity? Mety tsy tafiditra izany
Tantara fahafito
21 Aogositra 2000
Manohana ny fitomboan'ny aterineton'i Shina i Jiang

Sombiny vitsivitsy tamin'ireo pejy efatra voalohany ary fanehoankevitra mitombo be mikasika izany lohhevitra izany:

实在服了西方媒体记者的”敬业精神”.
这张照片怎么看怎么象是两个武警在学上网.

‘Ny Fianakaviamben'i Shina':
Tena hanihany amin'ny ”mahamatihanina ” ireo mpanao gazetin'ny haino aman-jery tandrefana mihitsy ity
Izaho ve sa ohatry ny wujing roa mianatra ny fampiasana aterineto fotsiny tsotra izao ity sary ity

。。。。现在都液晶显示器了,还用这么老的显示器做新闻图片,他们是不是认为我们这8年就没发展啊,造假也太没水准了吧

dreamerxiao:
Mampiasa efijery LCD isika ankehitriny, ahoana no ahafahan'ny sary miaraka amin'ny efijery antitra be ho voasokajy toy ny vaovao? Mihevitra ve izy ireo fa tsy nivoatra mihitsy isika nandritra izay valo taona izay? Tsy afaka mamorona vaovao diso araka ny tokony ho izy tsara akory aza izy ireo!

西方民主的所谓新闻自由,难道不负任何责任吗?不负责任就叫自由呀?哦,西方就是要让中国不负责任呀,不负责任以后,他们就有机会了

piaoyi:
Izany hoe, ao amin'ilay antsoina be hoe fahalalahana amin'ny fanaovana gazety anatin'ny demokrasia Tandrefana, ny maha-mpandray andraikitra ve no làlana mankany amin'ny tsy fandraisana andraikitra? Fahalalahana fotsiny ve ny tsy fandraisana andraikitra ? Mazava ho azy, maniry an'i Shina mba ho tsy mandray andraikitra fotsiny tsotra izao ny tandrefana, noho izany, rehefa izay no izy dia hahita tokoa izy ireo

Fanavaozana
jereo ny Mamerina Mampiasa Ireo Sary Efa Tamin'ny Valo Taona Lasa Ny BBCEastSouthWestNorth 

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.