Iraka-USA : Raed Jarrar no tompon'ny teny farany

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Aogositra 2007)

Ela ny ela ka ho afaka ihany ilay teratany irakiàna Raed Jarrar hiteny manoloana tribonaly amerikàna iray (amin'ny teny anglisy) taorian'ny nametrahany fitarainana manenjika ny TSA (Transportation Security Administration) sy ilay orinasa amerikana misahana fitaterana an'habakabaka JetBlue Airways noho ny resaka fanavakavahana tsy ara-dalàna, niainga fotsiny tamin'ny nitafiany ‘t-shirt’ nisy soratra tamin'ny teny arabo sy ny anaran'ny foko misy azy.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.