- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ireo Soatoavina ho an'ny Mpitarika an'izao Tontolo izao

Sokajy: Hevitra, Mediam-bahoaka

(Fanamarihana: lahatsoratra Anglisy nivoaka tamin'ny Janoary 2005)

Inona no heverinao fa soatoavina tsy maintsy arovan'ireo mpitarika izao tontolo izao? Miangavy anao hankao amin'ny bilaogy World Economic Forum [1] ary hizara ny fijerinao.