Tantara antserasera momba ny fialan'ireo Venezoeliana ny fireneny

Azo arahana amin’ny alalan’ny tantara sy toro-hevitra avy amin’ireo izay efa nandao ny firenena ny fahasoratana amin’ny fialàna ao Venezoela mankany amin’ny firenen-kafa.