- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Durbar: Zaria, Nizeria.

Sokajy: Afrika Mainty, Nizeria, Mediam-bahoaka, Saripika, Zavakanto & Kolontsaina

(Fanamarihana: lahatsoratra Anglisy nivoaka tamin'ny Febroary 2006 ity lahatsoratra ity)

Tanterahina any Nizeria Avaratra ny fetibe Durbar izay matso mahavariana ataon'ireo mpitaingina soavaly. Mivondrona hanome voninahitra ny Emir ireo lehilahy mandritra ny fankalazàna ny Sallah sy amin'ireo fotoana voatokana. Mandritra ny Durbar, manao matso ireo mpitaingina soavaly ary miroso mirongo sabatra sy basy ho fahatsiarovana ny vanimpotoana fahiny izay nampahery ireo Emir rehetra.

zaria durbar [1]

Zaria Durbar: sary an'i Jeremy Weate [2]Naijablog [3]