Taratasy Akademika momba ny Fanoratana Bilaogy Persiana

(Fanamarihana: lahatsoratra Anglisy nivoaka tamin'ny Desambra 2004 ity lahatsoratra ity)

Namoaka ny taratasiny mahaliana mitondra ny lohateny hoe “Ny Fanahy Mahazatra Entina Manoratra Bilaogy”: Eo amin'ny Fiteny, ny Kolontsaina, ary ny Fahefàna anatin'ny Weblogestan Persiana” ao amin'ny American Anthropologist i Alireza Doostdar, Iraniana mpianatra nivoaka avy ao Harvard. Iray amin'ireo taratasy akademika vitsy miresaka momba ny bilaogy ao Iran izy io.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.