- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Korea Avaratra sy ny Fanaovana Mobcast???

Sokajy: Hevitra, Mediam-bahoaka

(Fanamarihana: lahatsoratra Anglisy nivoaka tamin'ny Janoary 2005 ity lahatsoratra ity)

Nipoitra ny lahatsary iray [1] (rohy maty) mampiseho ny hetsipanoherana voalohany indrindra voarakitra tao Korea Avaratra. Nitoko isa vaovao maro enti-manohitra ny herisetra tohanan'ny fanjakàna.

Angamba afaka manomboka mamoaka mobcast [2] ry zareo ao Korea Avaratra amin'izao izy mahazo finday Sinoa marobe izao. [3] Resaka matotra. Tsy mihanihany aho.