Sarintany ifarimbonana lasa fitaovana hiadiana amin'ny heloka bevava ao Meksika

Ny fiaraha-miasa toy ny fampiasana fitaovana fandraketana an-tsaritany iombonana dia maneho ny toe-javatra iainan’ny olom-pirenena amin’ny olana ara-piarovana. Ireo fitaovan’ny olom-pirenena ireo dia vahaolana mahasoa manoloana ny olana.