Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Andrana Voalohany Amin'ny Fanaovana Mobcast

(Fanamarihana: lahatsoratra Anglisy nivoaka tamin'ny Janoary 2005 ity lahatsoratra ity)

Akory aby…. Namorona fitaovana fanaovana mobcast ho an'ireo mpanao fihetsiketsehana manohitra ny fametrahana filoha aho, ho andrana voalohany amin'ny fanaovana mobcast. Namoaka fanamarihana tanatinà vohikala vitsivitsy ahitàna vondrona mpanohitra aho, ary nanamboatra ilay bilaogy mba hipotra eo amin'ny pejy fandraisana avy hatrany ireo  torolàlana amin'ny fandraisana anjara. Hatreto aloha dia mieritreritra ny hipetraka sy hijery aho raha misy zavatra hiseho. -andy

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.