Tantara tamin'ny 25 Oktobra 2018
Andrana Voalohany Amin'ny Fanaovana Mobcast
Namorona fitaovana fanaovana mobcast ho an'ireo mpanao fihetsiketsehana manohitra ny fametrahana filoha aho, ho andrana voalohany amin'ny fanaovana mobcast.
Kaomity Hiarovana Ireo Bilaogera
Nanangana watchblog vaovao i Curt Hopkins, dia ny "Committee to Protect Bloggers".
Afrika : Ry Mpanjaka, aza mampiaka-bady intsony ianao!
Ry Mpanjaka, aza mampiaka-bady intsony ianao! ..Lazaina fa "ny mpanjaka irery ihany no hany afaka manova ny fomba fanao"..Mila mikarakara ny vahoakany ny mpanjaka alohan'ny hikarakarany ireo vehivaviny (vadiny) !
Navoaka indray ny dokambarotr'i George Lucas tamin'ny taompolo 1980 tao amin'ny fahitalavitra Japoney
Namoaka indray ny andiana dokambarotry ny fahitalavitra Japoney tamin'ny taompolo 1980 izay manasongadina ilay mpanatontsosa sarimihetsika Amerikana George Lucas mihira fiderana ho an'ny orinasa mpamatsy fitaovana elektronika goavana Panasonic ny Twitter Japoney.
Shina: Aza adino ny anaran'izy ireny
Nofihazan'ireo manampahefana shinoa ho anaty boaty mainty, toy ireo tsiambaratelom-panjakana, ny isan'ireo mpianatra namoy ny ainy tamin'ilay horohorontany tao Wenchuan tamin'ny 12 mai 2008...Maninona no tsy manao ezaka mihitsy na kely aza mba hananganana lisitra iray misy ireo ankizy mahantra tradoza ireo? Ho soa ho an'ny firenena? Firenena toy inona no manao tahaka izany? Ho an'ny tombontsoan'ny vahoaka hoe? Olona toy inona no mety ho tia an'izany?
Fatwas sy voina tamin'ny fivahiniana masina..ao amin'ny bilaogy Maraokana
Tena mavitrika tokoa ny herinandro lasa teo tao amin'ny tontolon'ny bilaogy Maraokana ary mitohy ny adihevitra mikasika ireo lohahevitra samihafa, ary tena mahaliana. Niresaka momba ny loza farany tamin'ny hajj, ankoatry ny lohahevitra hafa ireo bilaogera Maraokana. Niresaka momba ny Fatwa vao haingana ihany koa izy ireo.
Tapahan'i Osaka Ny Fifamatorana Maha-tanàna Mpirahavavy an'i San Francisco sy Osaka, Noho ny Resaka Sarivongan'ireo ‘Vehivqavy Mpanala Sorisory’
Nanoratra taratasy 10-pejy amin'ny teny Angllisy ho an'ny Ben'ny tanànan'i Osaka - matetika soratra matevina, fehezanteny voatsipika - fitanisàna an'ireo antony mikasika ny fanapahana fifamatorana.
Finday Avo Lenta+Bluetooth: Paradisan'ny Fanoratana Bilaogy Ao Ghana
Tanatin'ny minitra vitsy dia afaka namoaka rakitsary avy amin'ny alalan'ny finday avo lenta sy Bluetooth izahay. Manontany tena aho raha ity no lahatsary anaty bilaogy voalohany indrindra avaty Ghana nalaina tamin'ny finday avo lenta?