Nisy ny fizarana T-shirt tamin'ny fanandramana ny tranonkalanay

The amazing high quality GV T-shirt(Marihina fa tamin'ny 24 Febroary 2014 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Raha namolavola ny tranonkalanay Global Voices izahay dia nangataka ny fanampian'ny mpamaky raha toa ka araka ny tokony ho izy izany. Naniry ny handre vaovao avy amin'ireo mpamaky, ny mpandray anjara, sy ireo namana izahay.

Nampiasa ny Global Voices ireo mpianatra avy ao amin'ny Oniversiten'i Washington sampana Human Centered Design and Engineering (HCDE) ho fandalinana amin'ny dingana fanandramana ny fampiasana ny tranonkala ao anatin'ny vondrona telo samihafa. Samy nanomana ny fanadihadiana nataony ny vondrona tsirairay.

Nangataka ny olona sasany hijery ny tranonkala sy ny hafa mba hijery ny famolavolana izany izahay amin'ny tranonkala vaovao. Afaka nisoratra anarana sy nandefa mailaka ireo izay naniry ny handray anjara.

Notoloranay T-shirt Global Voices izay olona tsara vintana !

Nisaorana ireo nanohana!

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.