(Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Jona 2006)
Fanampiana taraiky kely momba ilay olana mikasika ny fanerena ny fiovana eo amin'ny fanjakana amin'ny alalan'ny fitorahana blaogy i Zul Funkmasta. Manombana izy fa tsy vitan'ny hoe tsy mankahery ny fanehoankevitra ny rafi-panabeazana fa kolontsaina Bruneana ihany koa ny manakivy ny fanehoankevitra, olana sy tsikera.
Afaka manome tsiny ny rafi-panabeazana na ny kolontsaintsika mihitsy aza isika amin'ity ‘aretina’ ity. Tsy ao anatin'ny ”rafitra fiasàntsika’ ny eritreritra amin'ny fanehoana hevitra, olana sy tsikera.