Armenia: Tapitra ny Fepetran'ny Tany Latsaka An-katerena, Mitohy ny Hetsi-panoherana

(Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Martsa 2008)

Mizara sary tsara mikasika ny fihetsiketsehana mangina nokarakaraina mba hisaonana amin'ireo olona valo novonoina nandritra ireo fikomiana vao haingana tamin'ny voalohan'ny volana martsa tany Yerevan ny The Armenian Patchwork, satria efa nifarana tamin'ny fomba ofisialy ankehitriny ny fepetra Tany latsaka an-katerena tao amin'ny firenena . Manana sary sy tatitra mikasika ny fihetsiketsehana iray hafa natao ny ampitson'io ihany koa ny Armenia Election Monitor 2008.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.