- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Filipina: Kalo Mena

Sokajy: Azia Atsinanana, Filipina, Hevitra, Mediam-bahoaka, Politika

Tsikerain'i i caffeine_sparks ny ”famelomana indray” ny Kaominisma nataon'ny fanjakana Filipiana ho toy ny raho-mitatao amin'ny fitoniana nasionaly. Nitantara ny fihaonany tamin'ny kaominista tena izy [1]ary tsy natahotra na gaga. ” Tsy tadidiko ny antsipirihan'ny zavatra nolazainy, fa tadidiko hoe nieritreritra aho fa efa fantatro sahady no nolazainy ary tokony mba nanao asa famelabelarana tsaratsara kokoa izy. Raha niandry tamim-pitazonana ny fofonainay izahay, mety ho sempotra tam-piandrasana ny fahazavana.”